Lyrics

O Soanali e, o o Soanali e Manino loatra ianao tomany e Manino loatra ianao tomany e Soanali e O Soanali e, o o Soanali e Nanino loatra ianao tomany e Nanino loatra ianao tomany e Soanali e Izaho oa tomany e, ilay zaza oa tomany e Ilay taolan' Ababeko avidiny e Ilay volamenanay avorony e Ireo tany fiainanay aoriny e Marary eMijaly e Izaho oa tomany e, ilay zaza oa tomany e Ilay taolan' Ababeko avidiny e Ilay volamenanay avorony e Ireo tany fiainanay aoriny e Marary eMijaly e Zanahary tsy andrinao omaly andrasako e Tomany i Soanali Marary i Soanali Mijaly i Soanali Mba handova ino? Handova ino oa 'zahay ry Dada sy Neny o Mba handova ino? Handova ino oa 'zahay ry Ray aman-dReny o F'ireo taninay sy ireo tanim-bary Totofan'ny fatsora liosa e Ireo volamena sy ireo vatosoa Efa lasa any andafy any avokoa Ireo vehivavy tsara na ampy na tsy ampy taona Rebireben' ilay vola foana Tomany i Soanali Marary i Soanali Mijaly i Soanali
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Get up to 2 months free of Apple Music
instagramSharePathic_arrow_out