Lyrics

Raha mbola misy toetra ratsiko tsy zakanao, Tonga dia lazao Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako, Tonga dia lazao Faniriako anie ny hahafaly anao Tsy hisalasala satria efa tia Mba lazao tonga dia lazao Raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao 'Lay teninao tamin'izay Hoe isika hikambana ho iray Hiaraka ho doria fa samy tia Raha mbola misy sorisory izay koboninao Tonga dia lazao Raha tena izy ilay fitia zay natolotrao Tonga dia lazao
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Get up to 2 months free of Apple Music
instagramSharePathic_arrow_out